Featured Banner
Icon

Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

© Curious Learning Org

1522

來源: 谷歌應用商店

類別: 教育

價格: 免費

內容分級: 適合所有人

系統需求: 安卓 4.4+

發行日期: 2021年04月27日

[apkz.com] 暫未收錄該遊戲,你可以點選下方按鈕申請上架。

(越多人申請,可能越快被收錄哦)

☑ 遊戲上架後我們會第一時間通知你。 如果你無法接收通知,請常回來看看吧。

關於這個遊戲

Kilalaon-tsaina izay mampianatra ny ankizy maamaky teny(喀拉zan尼語馬達加斯加人)!
Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny。 Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba haha​​fahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO嗎?
Mampiasa tekinika‘milalao mba hianarana’efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny。 Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany。

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY,TSY MISY DOKAM-BAROTRA,TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100%ny zavatra rehtra ao,novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina好奇學習,CET,sy Apps Apps Factory。

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
•Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
•Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
•吉蘭拉·旺帕蒂迪迪·旺布蘭納
•Misy ny fahasarotany“ raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
•Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
•Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao。
•Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
•Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
•Tsy misy zavatra mila vidina aoatininnyny應用
•Tsy misy dokam-barotra
•Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO。
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-ten sy ny fanoratana ty kilalao ity。 Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra,anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo,ny Fahafantarana ny taratasy,ny Feom-peony,ny Voambolana han y y Famakian 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny。 Miorina manodidina ny foto mikarakara karazam-biby,izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy,fikirizana,sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho annyzy。

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’n長官’ny raharaham-bahinyNôrvezianatafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria。 Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps工廠,CET –教育技術中心,sy IRC –國際救援委員會。

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy,izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra ahamboy amin’ny hohaisyana mamao Izahay dia fikambanana mpikaroka,mpamolavola,sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra ahat'ny porofoary – ny Mpilalaonao ho tafiditra ao'ny'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany。

-----

Feed The Monster教孩子馬達加斯加語的閱讀基礎知識。收集怪物卵並將它們餵給他們信件,以便它們可以成長為新朋友!

妖怪要吃什麼?
Feed The Monster使用成熟的“學習遊戲”技術來吸引孩子並幫助他們學習閱讀。在學習閱讀基礎知識的同時,孩子們喜歡收集和養成寵物怪物。

免費下載,無廣告,無應用程序購買!
所有內容都是100%免費的,由掃盲非營利組織Curious Learning,CET和Apps Factory創建。

促進閱讀技巧的遊戲功能:
•有趣而有趣的拼音難題
•字母追踪遊戲,有助於閱讀和寫作
•詞彙記憶遊戲
•挑戰“僅聲音”級別
•家長進度報告
•多用戶登錄以獲取單個用戶進度。
•可收集,可進化且有趣的怪物

截屏

我不是機器人

為阻止惡意爬蟲,我們給你推送了一條包含以下內容的通知,請點擊通知以完成驗證。



通知可能會有延遲,請稍等片刻。

如果你的設備無法接收通知,也可以 給我們發郵件

提示:

請允許 [apkz.com] 展示通知,遊戲更新後我们會儘快通知您。

額,似乎通知功能不可用。
是否通過 Email 來發送請求和接收更新?

提示:

下載成功後,請使用 [安大師] 安裝。


無法判斷檔案是否儲存成功,請自行確認後再安裝。

提示:

你的瀏覽器已過時,可能無法正常使用部分功能,請更換瀏覽器再開啟目前頁面。


推薦使用 Google ChromeEdge 開啟。

提示:

當前瀏覽環境(Webview)可能功能受限,若無法完成下載,請在瀏覽器中打開本頁面。


推薦使用 Google ChromeEdge 開啟。

提示:

此遊戲只能在 Android 設備上安裝。